@mariamichel-k7f

Tiako mamako ary tsisy mahasolo azy ❤❤❤❤❤

@fitiavanamamy-d4u

Milatsaka fona ny ranomasoko à chaque fois maheno ity hira ity,tsapako loatra ny zavatra nosedrain'i neny,❤❤

@aritinarandria7238

Raha ny tebitebiko
Ny amin’ny ho avin’ireo zanako
No nosedrainao koa tamin’ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao

Raha ny fifaliako
Ny amin’ny fitositosiny
No fahasambaranao koa tamin’ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao

REF:zao lehibe izao,miaina izay niainanao
vao tena tsapa ilay fitiavanao
ka tafatoetra ao am-poko ao
fa rariny raha tiako(2)ianao

Raha toy ny jaliko
Rehefa marary izy indraindray
No fahorianao koa tamin’ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao

Raha ny fahatezerako
Rehefa misy ditraditra izay
No efa niainanao koa tamin’ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao

REF:zao lehibe izao,misedra izay niainanao
vao tena tsapa ilay fitiavanao
ka tafatoetra ao am-poko ao
fa rariny raha tiako(2)ianao

Raha toy ny fanahiako
Raha manotany tena aho indraindray
Ho tiany foana aho ve,rahatr’izay izy lehibe?
Dia matoky fa tiako ianao

REF:zao lehibe izao,misedra izay niainanao
vao tena tsapa ilay fitiavanao
ka tafatoetra ao am-poko ao
fa rariny raha tiako(2)ianao

@TELINAHARILANTO

Tiko b ndry Neny ❤Mahatsiaro andry ah aty alavitra aty❤️‍🩹

@fafie4899

Merci pour tout Neny, tiako Neny ❤❤

@heryrakotozafy8656

Ma mère me manque 😢😢

@hanitraguillon

Repose en paix Maman ❤

@NivoIkie

Je t'aaaim rant Maman❤

@Razafinjato_Aina

La voix, les paroles, le piano, la nature, la scène (surtout celle avec ta grand-mère) ça donne des frissons. J'ai l'impression d'être dans les nuages tellement c'est époustouflant

@CathiaMichele

hafa ihany i Mama eee, merci Poopy

@HassanAdri-i3s

tsara loatra ity hira ity❤ mapitomany ahy 😢

@ClairetteRAZAFINJATOVO

Merci beaucoup zanako malalako tiko indrindra. Mamy be. Tahin ' Jehovah anie ianao Gros bisous ❤

@ArthuressJudiannah

Tiako loatra le hira😊

@andoramful

❤️❤️🥺

@darinaseven6091

Mama💔

@hennah483

🖤🖤🕊️🕊️💔💔😭😭